Ho alefa eto tsy kelykely ny anaran’ny mpitsara hoan’ny BOMBS 2009. Misaotra an’i Jentilisa tamin’ny fandresana anjara !
nanaiky ny ho mpitsara aho satria te-handrisika ny malagasy
rehetra havitrika amin’izany famahanam-bolongana (fitorahana blaogy)
izany. Efa nandrombaka ny amboara teny malagasy tamin’ny 2007 ka tsy
mandray anjara intsony amin’ity indray mitoraka ity.







